Entry tantsiraka (antsiraka)
Part of speech noun
Explanations in French Habitants de la côte [1.5]
Examples 
1Dia nataon' ireo mpanjaka sy mpitarika ireo izay hahatafiditra ny toaka ao amin' ny fiainan' ny Tantsiraka, mba hahamora ny fanambakana sy ny famitahana azy. [2.471]
2Fahiny, fony mbola nifankahala ny Tanivo sy ny Tantsiraka. [2.5]
Titles Ohabolana Tantsiraka
Voambolana Tampatrana sy Tantsiraka (Rakotosaona)
Analogs  tambany ~ tanindrana

Updated on 2024/03/10