Entry (1/2) | 1 tantanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fiasana -- izay metaly ny lohany ary hazo ny tahony -- ampiasaina hikapohana vy, na handentehana fantsika na hamakiambato: Mively amin' ny tantanana |
Explanations in English |
4 [1.7] a hammer |
Explanations in French |
5 [1.3#676, 1.8] marteau |
Vocabulary |
6 Tools |
Analogs | 7 famofoka, fively, tantanan-kazo |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word tantanana |
Entry (2/2) | 9 tantanana |
Root | 10 tantàna |
Part of speech | 11 passive verb |
Explanations in Malagasy |
12 [1.1] Raisina amin' ny tanana ka entina mamindra miaraka amin' ny tena: Tantano io zaza io fa ratsy ny lalana |
Explanations in French |
13 [1.3#664] qu'on soutient par la main, qu'on retient légèrement |
Morphology |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word tantanana |
Anagrams | 19 natanatan, natantana, tantanana |
Updated on 2023/01/20 |