Entry tankina
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ritra, maina: Mahagaga fa tankina ilay loharano tatsy andrefan-tanàna
Lany: Tankina ny volantsika
Gina, tsy ahitan-teny intsony: Tankina aho nahare ilay vaovao tsy nampoiziko [1.1]
Examples ny oran-ko ritra
ny oran-ko tankina
tsy mba anjairan-tsarotro hialofana
[2.131]
Derivatives 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31