Entry | 1 tandrina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna |
Explanations in English |
4 [1.7] cared for |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] attention, vigilance 6 [1.3] surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements 7 [1.8] grand soin |
Examples |
8 Ataovy tsara tandrina ny didy [1.1] 9 Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy [1.1] 10 Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina. [2.298] 11 Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina [2.131] |
Derivatives |
|
Anagrams | 17 andritan, atandrin, nandrita, natandri, natandry, tandrain, tandrina, tinandra |
Updated on 2020/07/31 |