Entry tandrina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fiambenana, fiandrasana, fampifantohana ny saina amana eritreritra amin-javatra anankiray; fanarahana, fanatanterahana didy na lalàna [1.1]
Explanations in English Cared for [1.7]
Explanations in French Attention, vigilance [1.3, 1.8]
 Surveillance soigneuse, observation des ordres donnés, des commandements [1.3]
 Grand soin [1.8]
Examples 
1Ataovy tsara tandrina ny didy [1.1]
2Ratsy tandrina ny nanaovany ny ankizy [1.1]
3Amin'ireo mpikabary rehetra notantaraina, dia tandrina fa ny Ombalahibemaso no nahazo ny ambanilanitra faran' izay lalina. [2.298]
4Mitsatsa faneno ny akanga / ambony trano Ramiadamanjaka / misondrotsondrotra kosa ny rahona / ambony trano raha mihary tsy tandrina / satriko aza mihary tsy tandrina [2.131]
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31