Entry tanalahinala
Elementary words tanalahy ; ala
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana tana lehibe rakotra votsy ary misy sanga toa mandondona ny lohany [1.1]
Examples Rahefa injay mitabataba ao an-tsofinao ny fanginan' ny ala, ka mifandimby mitoloko eny an-tendron-kazo ny sahomboraka sy ny tanalahinala. [2.529]
Vocabulary 

Updated on 2023/07/24