Entry | tampo > tampoka | ||||||||||||
Part of speech | adverb | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1] | ||||||||||||
Explanations in English | Suddenly [1.7] | ||||||||||||
Explanations in French | Soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3] | ||||||||||||
Subitement [1.8] | |||||||||||||
Examples |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Entry | tampo > tampoka | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1] | ||||||||||||
Explanations in French | Action d'étendre, de couper avec de l'e [...] [full text in 1.5] | ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
| |||||||||||||
Entry | tampo > tampona | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1] | |||||||||||||||
Examples | Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona.
[2.472] | |||||||||||||||
Morphology |
| |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Phytonyms |
| |||||||||||||||
Toponyms |
| |||||||||||||||
Anagrams | mpanato, mpanota, pamonta, tampona |