Entry tampoka
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto
Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1]
Explanations in English Suddenly [1.7]
Explanations in French Soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3]
 Subitement [1.8]
Examples 
1Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
2Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
3Tafatsangana tampoka izy. [2.470]
4Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
Derivatives 
 
Compound words 

Entry tampoka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1]
Explanations in French Action d'étendre, de couper avec de l'e [...] [full text in 1.5]
Derivatives 
 

Updated on 2022/05/02