Entry | tambolo | |
Part of speech | noun | |
Malagasy definition | Zavamaniry fanamaintisa-nify (Buchnera teptostachia) [Rajemisa 1985] | |
Vocabulary | Botany: Grass | |
Scientific name | Buchnera teptostachia | |
Examples | Ravin-tapia tian-dandy ravin-tambolo tian'ny nify ka raha manaja ahy mba hajaiko ary raha manitsaka ahy mba hitsahiko [Fox: Hainteny, number 153] | |
Quotes | Proverbs containing the word tambolo | |
Updated on 2020/07/31 |
![]() |