Entry tambitamby (tamby)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Safosafo na tehatehaka malefaka mitory fitiavana enti-manala alahelo na mamporisika sy mitaona hanao zavatra iray: "Bodo zatra tambitamby / sy tamàna angotingoty, / vao maraina dia somamby / izany andron' ny kamboty". (J.J. Rabearivelo) [1.1]
Explanations in English Wheedling, coaxing; a bribe [1.7]
Explanations in French Action de cajoler, de faire des promesses alléchantes [1.8]
Examples Safosafo loha sy tambitamby no azony; [2.470]
Derivatives 

Updated on 2023/01/20