Entry fitambatambazana (tambitamby (tamby))
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanaovana izay hijerenan'ny olona ny tena, izay hahazoan'ny tena sitraka avy amin'ny hafa. [1.1]
 [f-i-tambitambi-az-ana > f-i-tambatambàzana] fanaovana an' izay hampalefaka sy sainy sy fon' nyolona tiana hahazoana sitraka [1.62]
Explanations in French L'action de se faire caresser, le motif [1.3]

Updated on 2023/01/23