Entry takolahina (takolaka)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Iafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitiliana olona na hihainoana ny resany: Takolahy ao am-baravarana izy dia henoy ny resany
Roritina kely, vivitina ny takolany -- (soavaly) sintonina amin' ny lamboridy eo akaikin' ny vavany: Notakolahikoilay zaza ka mena fify tery ny anao. / Takolahy io soavaly io fa loza raha hihetsiketsika [1.1]
Explanations in English To be seized by the cheeks, as a child in order to make it open its mouth; to be held by the bridle near the mouth, as a restive horse; to be waited for at the post of a door, etc., as a person to be seized. [1.2]
Morphology 
Present : takolahina, takolahiko, takolahinao, takolahiny, takolahintsika, takolahinay, takolahinareo, takolahin', takolahin-, takolahim-, takolahi-
Past : notakolahina, notakolahiko, notakolahinao, notakolahiny, notakolahintsika, notakolahinay, notakolahinareo, notakolahin', notakolahin-, notakolahim-, notakolahi-
Future : hotakolahina, hotakolahiko, hotakolahinao, hotakolahiny, hotakolahintsika, hotakolahinay, hotakolahinareo, hotakolahin', hotakolahin-, hotakolahim-, hotakolahi-
Imperative : takolahy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20