Entry | 1 tairina |
Root | 2 taitra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fohazina: Aza tairina ny ankizy fa mbola maizina Ampitahorina tampoka, ampivadihim-po: Notairiny aho ka nivadika iray ihany ny foko Tabaina tampoka, ka matahotra na vaky mandositra: Aza tairinao ny ombinay |
Explanations in English |
5 [1.7] to be startled, to be shocked |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on surprend, qu'on choque, éveille |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word tairina |
Anagrams | 12 anirita, atariny, atrainy, iranita, iriatan, itairan, itarany, itarina, niriata, nitaira, nitaria, riatina, tairina, taraini, tarinay |
Updated on 2023/01/20 |