Entry tadidin > tadidina (tadidy)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Enti-milaza zavatra izay atao ny hahatsiarovana azy; tsarovana; tsahivina: Tadidio kely izay rehetra nataonao omaly hariva [1.1]
Explanations in English To be remembered, to be recollected. [1.2]
 To be remembered, to be recalled [1.7]
Morphology 
Present : tadidina, tadidiko, tadidinao, tadidiny, tadidintsika, tadidinay, tadidinareo, tadidin', tadidin-, tadidim-, tadidi-
Past : notadidina, notadidiko, notadidinao, notadidiny, notadidintsika, notadidinay, notadidinareo, notadidin', notadidin-, notadidim-, notadidi-
Future : hotadidina, hotadidiko, hotadidinao, hotadidiny, hotadidintsika, hotadidinay, hotadidinareo, hotadidin', hotadidin-, hotadidim-, hotadidi-
Imperative : tadidio

Entry tadidin > tadidy
Part of speech participle
Explanations in Malagasy Tsaroana, tsy hadino [1.1]
Explanations in English Remembered [1.2, 1.7]
Explanations in French Recollected; talily is used in the provinces [1.3]
 Dont on se souvient, rappelé [1.8]
Examples 
1Ireto ny vitsivitsy tadidy. [2.508]
2Tsy tadidiko intsony ny trano nipetrahanay teto taloha [1.1]
3Ny hafaliany mantsy hiofo ho tadidy ny fahiny! [1.244]
Morphology 
Present : tadidy, tadidiko, tadidinao, tadidiny, tadidintsika, tadidinay, tadidinareo, tadidin', tadidin-, tadidim-
Past : tadidy, tadidiko, tadidinao, tadidiny, tadidintsika, tadidinay, tadidinareo, tadidin', tadidin-, tadidim-
Future : ho tadidy, ho tadidiko, ho tadidinao, ho tadidiny, ho tadidintsika, ho tadidinay, ho tadidinareo, ho tadidin', ho tadidin-, ho tadidim-
Imperative : tadidio
Derivatives 
 
Compound words 
Hyponyms Diary Tadidy 1997

Entry tadidin > tadidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fahatsiarovana, arika: Very tadidy [1.1]
Compound words 

Entry tadidin > tadidy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Sihanaka, Tanosy] Angano [1.78]
  [Taisaka] Lovantsofina, tantara [1.78]
  [Sihanaka] Fitadidiana [1.78]
Explanations in English  [Provincial] A tale, a story, a fable. See angano [1.2]
Vocabulary 

Entry tadidin > tadidy
Part of speech noun
Explanations in English  [Provincial] Business, the question in hand [1.2]
Derivatives 
Synonyms talily