Entry sotro
Part of speech noun
Malagasy definition Fitaovana misy keoka ny atiny ary mivohitra ny ivelany itondrana ny vary na ny rano any am-bava: Misy sotro vy, misy sotro hazo [Rajemisa 1985]
English definition a spoon [Hallanger 1973]
French definition cuillère [Abinal 1888, Hallanger 1974]
Compound words, titles, names 
Examples 
1Rehefa nitatao vovonana ny andro, dia tafaverina izy mianaka, ka samy navesatra nitondra fotsimbary sy vilany ary vilia sy sotro [Rajohanesa: Kintana]
2Dia mandray sotro ilay vangiana ary mihinana. [Andraina: Mitaraina, page 174]

Entry sotro
Part of speech noun
Malagasy definition Fitelemana rano na ranon-javatra; goka; fitrohana rano amin' ny vava ka atelina: Ataovy toy ny sotro ranon' akoho: ny kely azo iandrandrana
¶ enti-milaza ny tokony hankasitrahana an' Andriamanitra amin' izay soa omeny, na dia kely aza [Rajemisa 1985]
French definition action de boire [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry sotro
Part of speech noun
French definition appellation botanique: Phylloxylon [Rakotovao: Bois]
Vocabulary 
Scientific name Phylloxylon
Synonyms harahara ~ tsiavango ~ voafatra

2015/10/01