Entry | 1 fisotroana |
Root | 2 sotro |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fitelemana rano, fitrohana rano amin'ny vava alohan'ny hitelemana azy: Ataovy miadana ny fisotroanao rano sao kofona ianao. |
Anagrams | 5 |
Updated on 2025/01/21 |