Entry sosa
Part of speech noun
Malagasy definition Fikorisana amin-javatra malama; fizorana tsy miato; fandehanana milamina tsy misy misakantsakana na manelingelina; fikorianan' ny rano sy fisononokan' ny lakana na sambo [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry sosa
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka] vodin-javamaniry fihinana any an'efitra [Rakotosaona 1972]
 Zavamaniry mandady fihinam-body, karazan' oviala [Rajemisa 1985]

Entry Sosa
Part of speech name (biblical) [full list]
 Sosa [Baiboly]
English definition Shushan [Baiboly]
French definition Suse [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Sosana
Examples Nasain'ny mpanjaka natao izany, ka navoaka tao Sosa ny didy. [Baiboly: 19:009:014/Estera 9:14..]
Quotes 

2017/01/20