Entry fisosana (sosa)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fizorana tsy miato: Tsy azo aato ny fisosan' ny andro sy ny volana
Fandehanana milamina tsy misy manakantsakana na manelingelina: Mampisaotra an' Andriamanitra ny fisosan' ny raharahantsika
Fikorisana amin-javatra malama; fisononohana eo ambony rano: Endre izany fisosan' ny lahanay tamin' iny takariva diavolana iny [1.1]
Synonyms fisosa

Updated on 2023/01/20