Entry songonana (songona)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ihoarana: Nosongonan' ny soavalinao ny soavaliko ka lasa faharoa
Sosohana: Nosongonan' ny rahalahinao aho ka tsy azoko ilay asa nokendreko
Tapahina, tsatsaingohina: Aza songonanao ny teniko [1.1]
Morphology 
Present : songonana, songonako, songonanao, songonany, songonantsika, songonanay, songonanareo, songonan', songonan-, songonam-, songona-
Past : nosongonana, nosongonako, nosongonanao, nosongonany, nosongonantsika, nosongonanay, nosongonanareo, nosongonan', nosongonan-, nosongonam-, nosongona-
Future : hosongonana, hosongonako, hosongonanao, hosongonany, hosongonantsika, hosongonanay, hosongonanareo, hosongonan', hosongonan-, hosongonam-, hosongona-
Imperative : songony

Updated on 2023/01/05