Entry songona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fihoarana ny hafa mifaninana amin' ny tena; fisosohana hihoatra ny hafa; fakana toeran' olona ho an' ny tena
Fanomezana vidiny ambony kokoa noho ny hafa: Songom-barotra [1.1]
Explanations in French Action d'offrir plus qu’un autre dans un marché, enchère [1.3]
Derivatives 
Compound words 

Updated on 2023/09/16