Entry sondrovaka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Mitelina ventin-javatra na rano, ka tsy any amin' ny lalan-kanina no alehany fa any an' orona: Sondrovaka lava izao ity zaza ity rehefa misotro rano
Mitovy hevitra: kofona
Fiteleman-javatra toy ny voalaza etsy ambony
Fampidirana zavatra, toy ny fantsika, amin' ny hazo, ka tsy mahitsy tsara fa mivilana
Fivaonan' ny fitondran-tena, izany hoe tsy fanarahana lala-mahitsy [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31