Entry sompatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Ratsy fanahy, faly ny manao izay hahavoa ny sasany, hanimba ny zavatry ny sasany; mihetraketraka: Sompatra koa itony andro: fety sy lanonana vao avy ny orana!
Mitovy hevitra: manao ady fiady ~ manao ankaso ~ manao ankasomparana ~ manao hasomparana ~ manao somonga ratsy ~ mihetraketraka ~ misetrasetra ~ misotasota ~ sopisopy ~ sosisosy ~ sosy [1.1]
Explanations in English Malicious, doing wanton damage [1.7]
Explanations in French Malicieux, qui fait le mal exprès [1.8]
Examples Eny," hoy izy roa lahy, 'liamindra-fo hiany izahay, fa tsy ho sompatra; [2.293]
Derivatives 
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs 

Entry sompatra
Part of speech noun
Explanations in French Nom donné aux plantes qu'on pense utilisées par les sorciers pour des maléfices. Ce sont surtout :
[Sakalava] Astrotrichilia sp. (Meliaceae). Réf. Service Forestier 10216.
[Tanala] Probablement un Dichaetanthera (Melastomaceae). Arbuste à très jolies fleurs, mais de mauvaise réputation. [1.196]
Scientific name Astrotrichilia sp.
Vocabulary 

Anagrams 

Updated on 2021/12/03