Entry misompatra (sompatra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahavoa ny sasany: Misompatra namana Ibalita ka tsy misy tia azy ny namany
¶ Manimba zavatr' olona noho ny haratsian-toetra fotsiny izao: Tsy tsara ny misompatra volin' olona [Rajemisa 1985]
Explanations in English to do wanton damage [Hallanger 1973]
Explanations in French saboter, détruire par vandalisme [Hallanger 1974]
Morphology 
misompatra
nisompatra
hisompatra
misompara
Quotes 

Updated on 2020/07/31