Entry | someby | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Someby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona [1.1] | |
Derivatives |
| |
Synonyms | somebiseby | |
Anagrams | someby, somibe |
Updated on 2020/07/31 |