Entry somebiseby (sebiseby)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Miseho ho be raharaha, ary manketsy mankeroa; mifamoivoy eo amin' ny toerana iray izay anomanana raharaha na lanonan-dehibe: Somebiseby amin' ny asa ny olona rehetra fa tonga ny lohataona
Miheninkenina [1.1]
Explanations in French Joyeux, empressé, affairé, en mouvement, préoccupé: Tonga ny lohataona, somebiseby amin-dahasa ny ambanilanitra (Le peuple est Joyeusement empressé pour le travail, parce que le printemps est arrivé) [1.3]
Examples 
1Somebiseby erý Fatakamana. [2.499]
2Ny omaly mampisento, ny ampitso mampiteby, Ka hany sisa hery miseho somebiseby! [1.252]
3Somebiseby sy tsembo-dratsy ery, manasa vilany sy mamelona afo, andrao tratra aoriana ka tsy maharaka ilay Didy. [2.436]
Derivatives 
 
Synonyms someby

Updated on 2023/03/02