Entry solotika
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Maloto mitsaporetika (fiteny indrindra amin' ny tarehy): Solotika erỳ ny endrik' ity zanakao fa mba koseho rano kely
Misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31