Entry misolotika (solotika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Maloto mitsaporetika; misy tsikoko misotetika miaraka amin' ny menaka: Esory iny akanjonao iny fa efa misolotika aoka izany [1.1]
Morphology 
Present : misolotika
Past : nisolotika
Future : hisolotika
Proverbs 

Updated on 2023/01/05