Entry | solontena | ||||||
Elementary words | solo ; tena | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | Olona misolo, izany hoe manao zavatra na manatrika fivoriana amin' ny anaran' olon-kafa: Ny lehiben' ny fampianarana no solontena nalefan' ny Minisitry ny Fanabeazana tany amin' ilay lanonana [1.1] | ||||||
Explanations in English | A delegate, a representative [1.7] | ||||||
Explanations in French | Représentant [1.8, 1.13] | ||||||
Délégué [1.8] | |||||||
Examples |
| ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/09/08 |