|
|
|
|

Entry (1/2)1  sola
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola
Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany
Explanations in English  4  [1.7] bald
Explanations in French  5  [1.8] chauve
Examples  6  Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472]
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Compound words 
Proverbs  15  Proverbs containing the word sola

Entry (2/2)16  sola
Part of speech  17  adjective
Explanations in Malagasy  18  [1.78] [Tanosy] mirodana

Updated on 2023/06/05