Entry fisolana (sola)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fanakakasana ny loha tsy hisy volo: anisan'ny dingana voalohandohany amin'ny firosoana ho pretra ny fisolana taloha. [1.1]

Updated on 2023/01/20