Entry sola
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mangadihady, tsy misy volo: Sola sahady ny lohan' i Zoky
Manana loha tsy misy volo: Ingahibe sola
Malamalama: Efa sola izany kodiaran' ny fiaranao izany [1.1]
Explanations in English Bald [1.7]
Explanations in French Chauve [1.8]
Examples Lehilahy lehibe, fohifohy, somary sola loha, no nitarika ny rehetra. [2.472]
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Entry sola
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Mirodana [1.78]
Derivatives 

Updated on 2023/06/05