Entry | 1 fisiviana |
Root | 2 sivy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fizarana ho tokony sivy: Tsy neken'izy valo mianadahy ny fisiviana ny lova satria, hono, efa maty ny fahasivy aminy izay tsy niteraka. |
Explanations in French |
5 [1.3] le partage en neuf parties |
Updated on 2024/12/11 |