Entry siosio
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Resaka miely sy angambaina, tsahotsaho: Efa re siosio fa handeha ho any andafy ny zanakao [1.1]
Explanations in English A rumor; cf. tsaho, sahoa [1.7]
Explanations in French Rumeur; cf. tsaho, sahoa [1.8]
Derivatives 
Synonyms sahoa ~ tsaho
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11