Entry | sioka | ||||||||||||
Part of speech | noun | ||||||||||||
Explanations in Malagasy | Famoahan-drivotra amin' ny molotra na ny nify sy ny lela ka mahatonga feo mifioka; siaka. [1.1] | ||||||||||||
Examples | Izay sioka izay no fandre-dry Katy mianadahy avy ka mahatsindrin-daona azy ireo hitsena an-drainy eny am-pefiloha.
[2.470] | ||||||||||||
Morphology |
| ||||||||||||
Derivatives |
| ||||||||||||
Synonyms | siaka | ||||||||||||
Compound words |
| ||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word sioka | ||||||||||||
Anagrams | akiso, isoka, kaosy, kiosa, kisoa, osika, saoky, sioka, soaky, sokay, sokia |
Updated on 2020/07/31 |