Entry sinosa (sosa)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Voasosa, nasosa handeha milamina tsara, misonenika: Nosinosa ny lakana namakivaky ny farihy ka finaritra izahay [1.1]
Explanations in French Qu’on a fait avancer, glisser rapidement et sans secousses, sur quoi on a glissé, avancé rapidement et sans secousses [1.3]
Morphology 
Present : sinosa, sinosako, sinosanao, sinosany, sinosantsika, sinosanay, sinosanareo, sinosan', sinosan-, sinosam-
Past : nosinosa, nosinosako, nosinosanao, nosinosany, nosinosantsika, nosinosanay, nosinosanareo, nosinosan', nosinosan-, nosinosam-
Future : hosinosa, hosinosako, hosinosanao, hosinosany, hosinosantsika, hosinosanay, hosinosanareo, hosinosan', hosinosan-, hosinosam-
Synonyms voasosa

Anagrams 

Updated on 2023/01/20