Entry sinola (sola)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Voasola, solaina, atao tonga sola, tsisy volo: nosinolan' ny ankizy ilay akoholahin' i zoky [1.1]
Explanations in French Rendu chauve, dont on a rasé la tête, auquel on a arraché les plumes, les poils sur la tête, dont on a enlevé le sommet [1.3]
Morphology 
Present : sinola, sinolako, sinolanao, sinolany, sinolantsika, sinolanay, sinolanareo, sinolan', sinolan-, sinolam-
Past : nosinola, nosinolako, nosinolanao, nosinolany, nosinolantsika, nosinolanay, nosinolanareo, nosinolan', nosinolan-, nosinolam-
Future : hosinola, hosinolako, hosinolanao, hosinolany, hosinolantsika, hosinolanay, hosinolanareo, hosinolan', hosinolan-, hosinolam-
Synonyms voasola

Anagrams 

Updated on 2023/01/20