Entry sinasaka (sasaka)
Part of speech passive verb
Malagasy definition Voasasaka, sasahina, zaraina roa mitovy: Nosinasaka tsara ilay omby ka ny ilany lasan' ny tao atsimo, ny ilany lasan' ny tao avaratra [Rajemisa 1985]
French definition partagé en deux parties égales [Abinal 1888]
Morphology 
sinasaka
sinasako
sinasakao
sinasany
sinasatsika
sinasakay
sinasakareo
sinasak'
sinasa-
nosinasaka
nosinasako
nosinasakao
nosinasany
nosinasatsika
nosinasakay
nosinasakareo
nosinasak'
nosinasa-
hosinasaka
hosinasako
hosinasakao
hosinasany
hosinasatsika
hosinasakay
hosinasakareo
hosinasak'
hosinasa-
Synonyms voasasaka

Updated on 2020/07/31