Entry sikina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lamba ahodidina ny tena ka midina hatreo amin' ny lohalika: Naka lamba hataony sikina Rasoa dia lasa nanome hanina ny akoho amam-borony
Fanodidinana lamba ny tena, ka ho an' ny lehilahy, eo amin' ny valahana no fatorana ilay lamba, fa eo ambany helika kosa ho an' ny vehivavy [1.1]
Explanations in English A cloth worn around the waist [1.7]
Explanations in French étoffe qu'on porte autour des reins [1.8]
Examples nisikina niasa mafy izy, sikina natao tery am-balahana izany satria tsy nisy ny natao tao an-kibo. [2.472]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : sikina, sikiko, sikinao, sikiny, sikintsika, sikinay, sikinareo, sikin', sikin-, sikim-, siki-
Prefixed : -tsikina, -tsikiko, -tsikinao, -tsikiny, -tsikintsika, -tsikinay, -tsikinareo, -tsikin', -tsikin-, -tsikim-, -tsiki-
Derivatives 
Compound words 

Entry sikina
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famorana na hasoavana: Sikin-jaza
Hafanam-po, faharisihana amin' ny asa [1.1]
Morphology 
Simple : sikina, sikiko, sikinao, sikiny, sikintsika, sikinay, sikinareo, sikin', sikin-, sikim-, siki-
Prefixed : -tsikina, -tsikiko, -tsikinao, -tsikiny, -tsikintsika, -tsikinay, -tsikinareo, -tsikin', -tsikin-, -tsikim-, -tsiki-
Derivatives 

Anagrams 

Updated on 2023/07/22