|
|
|
|

Entry1  fisikinana
Root  2 sikina
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 fitafiana [Tanosy] [1.78]
5 Fanaovana sikina, famehezana lamba manodidina ny valahana: Tsy zava-tsarotra akory ny fisikinana, fa afehy manodidina ny valahana fotsiny ny lamba.
6 Fiomanana, fivononana fatratra: Inona indray no handrasana? Tsy efa vita ve ny fisikinanareo amin'itỳ asa itỳ? [1.1]
Proverbs  7  Proverbs containing that word
Article  8 Randzavola: fisikinana ao amin' ny Baiboly

Anagrams  9 fikisinana, fisikinana

Updated on 2025/12/08