Entry seva
Part of speech noun
Malagasy definition Anaran-kazo madinika izay nampiasain'ny olona ho toy ny savony hanasandamba ny raviny taloha ary mbola ampiasain'ny olona eny ambanivohitra ho fanasam-bilia ankehitriny: Ravin-tseva [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Quotes 

Entry seva
Part of speech noun
Malagasy definition Anarana hafa ilazana ny toaka [Rajemisa 1985]
Examples Mitady seva izy nefa tsy misy eto an-tanàna. [Andraina: Mitaraina, page 34]
Quotes 

Entry Seva
Part of speech name (biblical) [full list]
 Seva [Baiboly]
Malagasy definition  [Randzavola: Diksionera amin' ny Baiboly: NNN] [Randzavola: Baiboly]
English definition Sheva [Baiboly]
French definition Shiya [Baiboly]
Vocabulary 

Entry Sevà
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Sceva [Baiboly]
French definition Scéva [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Skeva
Quotes 

2015/09/07