Entry senoka
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Sahirana, mivezika atsy mivezika aroa, miheninkenina: Mbola senoky ny fanetsana izahay amin' izao fotoana izao
Renoka fatratra amin-javatra iray: Senoky ny fitiavam-bola izy
Dibo-kafaliana, entanin-kafaliana: Senoky ny hafaliana ny fianakaviana noho ny nahatongavan-dRanaivo avy any andafy. [1.1]
Derivatives 
 
Synonyms senotsenoka

Anagrams 

Updated on 2020/07/31