Entry | sasaka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Ny ilany ihany amin' ny zavatra anankiray nozaraina roa mitovy: Vary sasaka ny rano entina mihazakazaka (ny fampiasa matetika anefa dia ny hoe: antsasaka, antsasany). [1.1] | |||||||||||||||
Zara roa mitovy tsara [1.13] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Moitié [1.3, 1.13] | |||||||||||||||
Demie [1.13] | ||||||||||||||||
Examples | Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana
[2.324] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word sasaka | |||||||||||||||
Updated on 2023/06/01 |