Entry | sasa | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanesorana ny loto, fanadioavana amin'ny rano. Ozana, saingy io tsy fampiasa firy afa-tsy amin'ny tanana, tongotra, tava, vilany sy vilia. [1.1] | |||||||||||||||
Explanations in English | A washing [1.7] | |||||||||||||||
Explanations in French | Lavage [1.5] | |||||||||||||||
Action de laver [1.8] | ||||||||||||||||
Explanations in Italian | Lavatura; lavata [1.18] | |||||||||||||||
Examples | Ary nony voa sasa madio ny aretina, dia atao ny fanafody amiandahy sy ravimpano;
[2.48] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Compound words |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |