|
|
|
|

Entry1  sarotra
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Bezanozano] lafo, sarobidy
4  [1.1] Tsy mora ny fanaovana azy, manahirana: Asa sarotra ~ Sarotra ny mampiditra io farafara lehibe io amin' ity varavarankely ity
Sarotiny, mahihitra, tia tena: Sarotra izy raha hanome
Ilazana olona tia hanina loatra, ka tsy mizara na ahazoana potiny kely akory: Nafenin' ity Rangahy sarotra tao anaty satrony, hono, ny voanjo mahamay mba tsy ho hitan-janany
Mampidi-doza: Sarotra ny maniny ny mpitondra
Lafo vidy: Sarotra ny vary izao
Explanations in English  5  [1.7] difficult; selfish, hard to get along with; costly
Explanations in French  6  [1.3, 1.8] difficile
7  [1.3] ardu, périlleux, pénible, dangereux
cher, coûteux, ruineux
avare, ladre, intéressé, égoïste, sévère, exigeant
8  [1.8] égoïste, difficile à vivre; qui coûte cher
Examples  9  sarotra ny mampiditra resaka, hoy Ilaimanga fa hoatry ny haninona ihany. [2.324]
10  Mbola tsy nahita aho aloha fa sarotra ny mandainga, hoy ny rainy. [2.470]
11  Lehibe aman-tsaro-boasana ny fitsaranao [2.996]
Morphology 
12  Simple :
13  Prefixed :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
18  Adjectives :
Analogs  19  lafo, hangana, hentona
Compound words 
Toponyms 
Proverbs  68  Proverbs containing the word sarotra

Anagrams  69  asoratr, sarotra, Soratra, soratra, tsarôra

Updated on 2023/05/18