Entry ankasarotana (sarotra)
Part of speech noun
Malagasy definition Faritra eo ambanin' ny kibomalemy misy ny fananahana amin' ny tenan' ny olombelona: Anisan' ny maharary raha misy voadona eo amin' ny ankasarotana [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Quotes 

2009/02/23