Entry sarona
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra atao eo ambony zavatra iray hafa mba hanakonana tsy ho hita an' izay ao anatiny: Aiza ny saron' ity tavy ity?
¶ Zavatra toy ny lamba atao handrakofana ny loba, ny tava: Saron-doha ~ Nanao saron-tava ilay mpangalatra ka tsy aisy nahafontatra azy [Rajemisa 1985]
English definition a cover, a lid [Hallanger 1973]
French definition couvercle, couverture [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry sarona
Part of speech adjective
Malagasy definition Tra-tehaka na voahodidina tsy afa-mikofoka handositra: Sarona tao anaty lohasaha ny fahavalo [Rajemisa 1985]

Entry Sarôna
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Saron [Baiboly]
French definition Saron [Baiboly]
Vocabulary 
Quotes 

Entry Sarona
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Sharonite [Baiboly]
French definition Sarôn [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Sarônita
Quotes 

2015/09/07