Entry isaronana (sarona)
Part of speech relative verb
Explanations in French  [1.3]
Examples Matetika koa, raha mangatsiaka ny andro, dia isaronana hatrany an-tampon-doha ny lamba [2.436]
Morphology 
Present : isaronana, isaronako, isaronanao, isaronany, isaronantsika, isaronanay, isaronanareo, isaronan', isaronan-, isaronam-, isarona-
Past : nisaronana, nisaronako, nisaronanao, nisaronany, nisaronantsika, nisaronanay, nisaronanareo, nisaronan', nisaronan-, nisaronam-, nisarona-
Future : hisaronana, hisaronako, hisaronanao, hisaronany, hisaronantsika, hisaronanay, hisaronanareo, hisaronan', hisaronan-, hisaronam-, hisarona-
Imperative : isarony

Updated on 2022/06/23