Entry sara-droa (saraka, roa)
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Karazan-tao volom-behivavy tsotra indrindra manarakaraka ny bango tokana: bangoina ny volo amin' ny andaniny roa avy amin' ny soritra afovoan' ny loha, dia avala samy hidina, voarandrana [1.1]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31