Entry |
saona
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Fanehoana mariky ny alahelo amin' ny famoizana havana nodimandry: Tsy mbola afa-tsaona andrainy izy [1.1]
|
Explanations in English | Mourning for the dead [1.7]
|
Explanations in French | Deuil; lamentations pour un mort [1.8]
|
Examples | saona avokoa ny Vahoaka;
[2.59]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry |
saoña
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Sihanaka]
saonjo
[1.78]
|
Explanations in French | Et saony Prononciation de saonjo en plusieurs régions de la côte Est :
Colocasia esculenta (L.) Schott (Araceae).
[1.196]
|
Scientific name | Colocasia esculenta |
Vocabulary |
Other spellings |
|