Entry fisaona (saona)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fomba entina misaona na mitondra mariky ny alahelo noho ny fahafatesan' ny havana
Azo isaonana: Tsy fisaona, hono, ny zaza rano tsy azo [1.1]
Examples nitanondrika tamin' alahelo toy ny fisaona reny aho. [2.996]

Anagrams 

Updated on 2023/03/02